IZAHO MALAGASY FA IZAHO TSY MANAIKY LEMBENAN'IREO VAZAHA, SINOA, KARANA NA VAHINY HAFA na ao DAGO na aty ivelany!
I RETO NO ZAVATRA FANAOKO REHEFA MISY VAHINY/VAZAHA/KARANA/SINOA Miseo MANINDRY Un Karana a Ankorondrano - Une fois, nisy Karana izay nifanenna t@ tao @ supermarche tao tana. Manao shopping tsara ao fa ni-bloquer-ny ny lalana avec son chariot. Tonga dia Notairiko hoe "excuse-me...yes YOU!!! Could you pelase move slightly on the side so I can get through!!!!". Nistambaotra ilay karana (eo @ 22-24 ans eo ho eo sady tonga dia nisaka! Avy eo, sady manao fitsiky anglisy aho (sourire anglais et hypocrite) no nataoko hoe..."Thank you, I appreciate that"! nangidy ny vavany fa ino moa no ataony 2 - vazaha au colbert Tao @ colbert tao, un matin, nisy vazaha 2 lahy, cinquantaine. Milahitra boulangerie ilay zavatra dia misy Vhv Gasy iray izay (miasa ao) nambanian'ireo vazaha ireo nolazainy hoe "ahhh mmais elle est taree hein, t'as vu". Tsy hafaka mamaly ilay vhv satria miasa ao no surement matahotra Patron. fa sendra aho (un gasy qui a vecu ailleurs et qui a...