IZAHO MALAGASY FA IZAHO TSY MANAIKY LEMBENAN'IREO VAZAHA, SINOA, KARANA NA VAHINY HAFA na ao DAGO na aty ivelany!
IRETO NO ZAVATRA FANAOKO REHEFA MISY VAHINY/VAZAHA/KARANA/SINOA Miseo MANINDRY
Un Karana a Ankorondrano
- Une fois, nisy Karana izay nifanenna t@ tao @ supermarche tao tana. Manao shopping tsara ao fa ni-bloquer-ny ny lalana avec son chariot. Tonga dia Notairiko hoe "excuse-me...yes YOU!!! Could you pelase move slightly on the side so I can get through!!!!". Nistambaotra ilay karana (eo @ 22-24 ans eo ho eo sady tonga dia nisaka! Avy eo, sady manao fitsiky anglisy aho (sourire anglais et hypocrite) no nataoko hoe..."Thank you, I appreciate that"! nangidy ny vavany fa ino moa no ataony
2 - vazaha au colbert
Tao @ colbert tao, un matin, nisy vazaha 2 lahy, cinquantaine. Milahitra boulangerie ilay zavatra dia misy Vhv Gasy iray izay (miasa ao) nambanian'ireo vazaha ireo nolazainy hoe "ahhh mmais elle est taree hein, t'as vu". Tsy hafaka mamaly ilay vhv satria miasa ao no surement matahotra Patron. fa sendra aho (un gasy qui a vecu ailleurs et qui a voyage beaucoupo en Europe et dans Bcp de pays), fa nolatsiko teny ANGLISY teo amasomn'olona no nataoko hoe "if you aren't happy with her service, just get the HELL out of here or just wait and shut it up!"
TSy nahateny ireo vazaha fa niala mora2! Ny Gasy hafa teo moa nijery aho (je sais pas pourquoi) ary ny sasany tsy nahateny!
3 - conduire
Misy vazaha izay nipetraka cote nord de la ville (de atana) miseo milay. Une fois, ni-klaxonne be izany sens oppose satria angamba tsy nisaka haingana aho. Klaxonner-ko nataoko mahamay no sady novazavazaiko "ta gueuele c*******"!
4- Eo @ boiulangerie teo ivandry
Une fois nisy Vhv frantsay izay, mivaoka ny fiarany no sady nandona an'ny varavaranay expres! Somary surpris ihany ny tenako dia nandrasanay hiverina. Vao niverina, mbola nidomony 2eme fois ilay portiere, fa tonga dia nivoahan'ilay vadiko (malheureusement, gara ny fehoko t@ io andro io ka tsy dia afaka nivazavaza), ary nomeny teny Anglisy teo amason'olona mpandalo fa tsy nahazaka ilay frsntsay vavy koa ka lasa nandeha sady lagy!
5 - A MAURICE
Tao Maurice koa, tao caudan tao mihitsy, andro alina avy nanao achat! A la sortie, misy chauffeur taxi izay mauricien miseo milay ka niteniteny sy manaporitra! Nandreraka aho fa tonga dia novalivaliko be teny Anglisy koa fa nikombona ny vavany. Tsarovy fa ny Mauricien mahazana rehefa tsotra2, dia tsy dia mahafehy teny Anglisy firy ka aza matahotra fa asivo any!
6 - A la REUNION
taona maro lasa izay, tao Saint-Denis tao, efa nianatra tany France metropolitaine ny tenako t@ izay fa nanao vacances tao La reunion. teo @ douane aloha, dia efa nanaovako valinteny mananihany no sady nirahirako ilay douanier reunionnais hoe "le douanier cherche le papier, le douanier va venir danser.., le dounier va jaser dans le cabaret ....". Hoy ianao hoe "il va vous refuser l'entree" QU'IL ME LE REFUSE!!! J'en ai RIEN A CIRER!!!
Apres 2 jours apres, tao Saint Denis, nisy lehilahy izay, lava no sady matavy...il a interpelle mon pere dans la rue...juste comme ca....no sady miteny creole be...evidemment mon pere a mal compris dia tsaika hikasy tanana an'i dadako ilay reunionnais io...en pleine rue.. fa le Merina (qui a voyage et fait face a bcp de choses ailleurs que je suis), je me suis mis a lui gueuler dessus no sady navaokao ilay telephone portable no nataoko hoe "Degages to sale c** espece de P*** ou j'appelle les flics". en plus mbola nataoko hoe "t'as vu ce monde la qui nous regarde.... eh ben ce sont des temoins c*****"! aloirs vire ton sale c** espece de bon a rien, gros incapable et gros p*** parce que meme ta cervelle, elle est plus petite que ton trou de balle!" Nompaiko en pleine rue ilay lehilahy ary nahita hoe tsy mifezaka aho, dia nihemotra!
HAFATRA HO AN'ANAREO MALAGASY REHETRA: Rehefa misy TSY RARINY, na ao Madagascar na aty Andafy, dia MITSANGANA, MIVAZAVAZAHA, MANAOVA SCANDALE si besoin fa AZA MANAIKY LEMBENAN'NY OLONA!
7 - DANS UN PAYS ANGLOPHONE
Aty @ tany hipetrahiko izao. Ny tenako nifindra monina t@ firennena miteny Anglisy (tsy voiatery Angletera io tany io fa firenena fotsy oditra fa anglophone). Une fois taty nisy lehilay izay, ny andro 24 desqmbra ireny ary ny dadanday dia tonga taty nitsidika kely. Tao @ ilay magasin, andeha hividy divay sy la biere izahay, nisy lehilahy (fotsy) nanindry dia niteny2 hoe "oohhh still someone who does not read the signs" (satria moa tsy hitanay fa teo @ le caisse, tsy possible no manao remise en argent liquide fa tsy maintsy caisse hafa. tezitra aho satria amiko aotrany hoe fanambaniana ilay izay no e plus koa, ianao client nefa misy miteny2. Ehhh ben NOOONNN! Novaliko teny Frantsay rano ray (aty indray, ny teny frantsay no EFFICACE raha tia hanindry ianao....a Mada et a Maurice, c'est l'inverse!) ka naoatko mafy be hoe "on voiut rien a ton putain de signe espece de gros loutre....mais putain...au moisn ecris bien" no mbolla novalivaliko no sady miteny Frantsay mipaopaoka be aho tao anaty magasin devant tout les autres blancs m'observant et ne comprenant pas ...d'ou je viens ou comment ca se fait qu'en etant noir, je parle TRES TRES BIEN LE FRANCAIS....100 fois mieux qu'eux!! AZA MANAIKY IZANY
8- ATy @ tany anglophone ihany koa...misy fotoana misy ihany olona hafahafa manao fijery maizina na "haineux", fa ny aho tonga dia arabaiko no sady hitsikitsikiko hoe "bonjour madame, vous allez bien" fa dia tena mitsaoka ilay Fotsy! Sipa miavona sy miseo manambany aza aty erabaiko teny FRANTSAY tsara fa tonga dia mangina no sady tsy mahazo aina no sady confuse hanaovako azy!
9- Mbola taty ihany, izahay moa mipetraka ao ambony rihina (misy apparterment hafa izany ao ambany) dia ao ambany nisy lehilahy sinoa izay (miseo milay sy manambony tena) dia isaka ny mihetsika izao, dia dondomony foana ny plafond-ny (izany hoe notre plancher) ..tsy fantatra ny antony na hoe tsy zakany hoe izahay no mipetraka ao ambony sa ve hoe il veut notre appartement et il veut nous pvovoquer. taitra ny lohako fa tonga dia nataoko enregistrement ilay "harcelement" dia vao nahazo poprofo maro2 aho, dia nalefako tany @ birao manao gestion an'ilay appartement ireo videos ...fa 1 semaine apres, hitako misy baina sy baofy be SINOA efa 70-75 ans mitaona entana be miala avy ao @ ilay apartement ao ambany! 3 jours plus tard, vide total ilay apartement...Voaraoka tao kay ilay bandy kely sinoa!
10. Une fois koa, ny tenako nitondra fiara, dia nisy an'ireny vazaha vizana ireny nanao hoe "miala teo" t@ teny anglisy fa novaliko2 t@ teny frantsay mahery vaika hoe "fermes ta gueuke gros con" no sady no-klaxonner-ko aotran'ireny any Dago ireny (pip-pip-pip...pip pip)! Aza izaho no hanaovana tsy rariny fa ataoko mahita an'i Morondava!
GASY HAFA FANTATRO any FRANCE, MAURICE, LA REUNION SY ANY QUEBEC
Misy Vhv gasy izay, miasa @ orinasa multinationales ireny. Malaza be io multinationale io ary miasa any Afrika! Tena Mahazo PROFITS @ MILLIARDS d'euros ilay orinasa satria moa Mora ny karama aty Afrika aty no sady azo atao tsara ny manao "FAUSSE DELCARATION". Ireo orinasa vahiny multinationales ao Madagasikara ireo dia MANAO traffic daholo ny 90%, no amanao an'ireny antsoina hoe "transferts financiers etre filiales" no sady tsy milaza izay harena tena havaokany!! Io sipa Gasy io dia GRAVE TENA GRAVE....Miasa ao @ lay multinationale matanjaka (Mpanabotry an'i Afrika) izy fa izao no zavatra ataony:
1. Alefany foana ny chauffage sy climatiseur sa tsy ilaina aza...@zay miakatra ny facture an'i Vazaha!!!
2. Manangona cafe, lait en poudre, sucre rehefa makao @ cafeteria (mitondra mody mihitsy sady efa 3 ans izy no tsy nividy cafe en poudre ary cacao sy lait en poudre izany fa avy ao @ birao no mamatsy)
3. manao gaspillage de serviettes, savon et sechoir rehefa makany @ toilettes
4. abus de connexion internet no sady entina expres mihitsy ilay PC taloha mi-consomme 75-80W (ilay moderne @zay efa 30-35W ..econome loatra)
5. Mitsikitsika sy saika @ zay tsy maharakatra ny paika ny vazaha mpanambaka
Amiko manokana, METY NY ATAONY!!
Misy lehilahy gasy hafa koa, any ivelany any koa, tsy TIA MANDEHA WC public mihintsy. tsy hoe matahoatra izy na hoe misy phobie sns...fa plutot, REVINY ny mandika lalany amy any @ le tany! Raha tratra izy izay tao misy amende lafo2 tsy maintsy payer-na...fa izy, dia efa GRAVE BE fa tena hainy ny maano miafina no sady mi-pipi any anaty ala na koa.... derriere les appartements sans que les gens s'en rendrent compte! Sady en plus koa, manary fako any anaty ala iuo gasy io satria hoy izy hoe: Rehefa raciste ilay firenena, amiko tsy rariny izany...donc izaho koa, manao "revanche" mba hanaovana pollution fa aiza ve , izaho ireny no tratra eto. Misy marina ihany
Misy Vhv hafa izay koa, nanao immigration quelque part (dans un des pays ci-dessus) fa t@ le immigration io zany, nilaina hoe miasa 4 ans plein temps. nefa izy, niasa 3 ans no sady a temps partiel! Dia ino hoy ianareo? truquer-ny dossier dia nolazaina fa niasa a plein temps 4 ans izy (nanao arrangement t@ lay orinasa teto dago mihitsy)!! Resultat...Nivaly positif ny Visa ary izay le sipa efa nahazo nationalite!!! GRAVE fa ...azoko hoe inona le motivation..satria tsy tia ho angataka visa foana angamba plus tard isaka ny mandeha makny europe na koa tia ahazo pasipaoro matanjaka...
Misy lehilahy Gasy hafa izay koa...mipetraka any ivelany... GRAVE Be raha haka sary en cachette sipa. tsisy mahafantatra le resaka fa une fois, nampisehoany an'ahy ilay phone-ny fa misy video an'na sipa vazaha (vingtaine, trentaine) alain'ilay bandy any @ toerana amro (cafe, magasin, supermarche). Ny hanaovany azy, mody apetrany ao anaty poche ny phone nefa maka. izy mody mitsiky sady tsy taitra nefa ilay ophone mi-eneregistre. DAnge be le bandy!
Enfin Misy vhv gasy izay koa...be famaliana sy be mokon-doha. Efa 15 ans izy no fantatro tsara!! Io sipa io dia rehefa misy farntsay miseo manindry azy...dia tsy quoi aminy fa mody miteny anglisy izy fa dia mangina ilay vazaha! PAreil rehefa makany @ firenena miteny anglisy izy, dia teny frantsay ndray no hanaovany style be erasna'ny tanana! Parfois aloha, mahazo respect izy satria miova le perception an'le olona, fa parfois koa, hitany hoe misy "jalousie" sy envie satria ireo vazaha sasany2 dia complexes mahita azy Mahay no ry jareo
ka ry namana Malagasy...Aza maniky lembenana (raha tsy hoe nga hoe gardien na 'SAOFERA" ianao.), surtout moa raha nianatra sy ni -voyage ianao! Fa raha nianatra, aza mba izaho no ahanova resaka mivalana fa voalmay ataoko ilay olona no mivalana plus!
Salama aby!
Misy Vahiny sasany, Frantsay, Karana eto Madagasikara izay ny intérêts-ny ihany no jerevany!!! IL EST TEMPS POUR NOUS D'EN PRENDRE CONSCIENCE. C'EST LE PREMIER PAS!!! SANS PRISE DE CONSCIENCE, LES PROCHAINES ETAPES NE SERVENT A RIEN!
Certains "mauvais etrangers" suivent de très près les élections!!! Ils ne veulent pas perdre leurs intérêts et leur fric!!! Certains types (certains karana et certains français) sont à madagascar pour s’enrichir sur le dos des malgaches!!! Depuis plusieurs générations, qu’ont-ils fait pour le pays et pour les malgaches!???? Certains de ces vahiny (pas tous) qui vivent avec nous se tirent à Paris dès qu’ils sont malades ou des qu'il y a crise!!!!
Madagascar, tu l'aimes ou tu la quittes! Non je ne l'ai pas inventée, elle est de votre président Français! et moi je l'applique aussi!
Ny resaka "DIGNITE" dia tokony ho fototra fitaizana Malagasy!
Avant toute chose...TSara isika Malagasy mba manome HASINA sy "dignite" ny fomba fitazain-tsika an'ny zanaka-tsika, indrindra ny Ankizy vavy, satria maro loatra izy ireo mandeha manenjika olona manam-bola, lehilahy tsy misy fotony, lehilahy vahiny izay hanitsakitsaka sy handoto azy fotsiny. Mba Kristiana ihany isika nefa ny fihetsika dia mahamenatra, any ka ao Amurice, La Reunion indrindra, dia malaza rsty ny vehivavy Malagasy. Ity misy video iray (11 minutes) izay lehilahy Afrikana no manantotosa azy. Misy hevitra tsara fa mba jereo:
moi meme je ne regrette aps d'avoir insulte et snobbe des petits cons et vauriens "vahiny" ici a Madagascar quand ils se prennent haut la tete...Moi, j'enfonce certains VAZAHAS et certains KARANA avec un gros coup de pied dans leur derriere!! Rien a cirer...je le fais meme a la Reunion et a Maurice ou meme en Europe quand je fais face a des racistes!!! je les reponds en anglais et ils ferment leur gueule de pauvre cons!
Aussi j'ai trouve cet article apru sur lexpress mada qui DENONCE la FACILITE pour certains etrangers criminels (certains sont des pedophiles profitajnt de la misere chez nous a Madagascar)
EXTRAIT: "Je conçois parfaitement que chaque pays soit pointilleux à ses frontières. Aussi, ne comprendrai-je jamais que tout et surtout n’importe quoi entre à Madagascar. Pourquoi nos conditions de délivrance de visa d’entrée et d’octroi de séjour ne sont pas aussi drastiques qu’ailleurs. Comment, par exemple, ce Français épinglé par la police nationale dans un post sur Facebook a pu aller et venir. Un «touriste» sexuel qui fait son marché de jeunes vierges depuis 2018........"
Je suis 100% d'accord avec l'auteur de cet article: CES ETRANGERS DELINQUANTS DEVRONT ETRE FICHES ET LEUR PHOTOS PUBLIEES PAR LES AUTORITES DE MADAGASCAR et PUBLIQUEMENT afin que leur reputation leur suive jusqu'en Europe!!!!!!!
QUELQUES SUGGESTIONS:
A partir de maintenant, VOICI CE QUE JE FAIS:
- je boycotte les produits des entreprises karana (et françaises a Mada...surtout certains français de madagascar qui haient les Malagasy et qui restent sur notre sol) tant que je peux. A ces Francais aussi, je les les invite a quitter Madagascar et a revenir en France, un pays ruiné la délinquance et de sproblemes sociaux!
-Je boycotte certains artistes pro-francafrique
- je n’envoie pas mes gosses dans les écoles française ou karana,
- j’ai acheté une bagnole qui consomme très peu de carburant (celle que j'avais avant consommait - (une Peugeot) du 13-14 litres au cent, et celle que j'ai désormais (une marque non française) ne consomme que 5-6 litres max) histoire de ne pas enrichir certaines compagnies qui ont le quasi-monopolole du carburant ici chez nous a Madagascar!
- j’évite d’acheter des projets avec filat**x et évidemment je voterai pour un mec qui les favorise pas!
- je ne vote pas pour un ou des candidats qui defendent les interets des Indiens de madagascar
- J'ai aussi installe un chauffe-eau solaire afin de ne pas trop payer d'electricite et donner mon argent a des societes ...vahiny (car la Jirama est Malagasy MAIS les fournisseurs sont bel et bien vahiny)
- Pareil pour le téléphone,
Tongava saina!
Maintenant bcp vont se dire on ne peut rien faire…
OOOOOHHHHH QUE SI SI SI SI SI. !!!!!!!!!!!!!!!!!
Avant de continuer, je connais 4-5 personnes qui louent ou qui ont loué des locaux commerciaux apaprtenant a des karana a Tana et en province, mais je peux vous assurer les Arnaques en tout genre qui existent...PIRE, ces karana emploient des Gasy (generalement des femmes) en tant que gerant(es) ou un titre nul comme ca pour Arnaquer d'autres malgaches!! CECI EST INACCEPTABLE!!!! Ces gAsy qui bossent et qui "lechent les fesses des karana" devraient repartir sur un bateau vers l'Inde et y rester!!!! Ce sont ces gasy qui polluent Madagascar !!!! TIREZ-VOUS EN INDE Avec vos escrocs de patron karana (encore une fois, ce sont certains karana...pas tous)!!!!