HEVITRA "PETITE AFFAIRES" NA BIZNA HO ANTSIKA MALAGASY
Ireto misy hevitra Vitsy2 tsotra nefa ,ety mahasoa antsika Malagasy. Malagasy nipetraka tany ivelany ela2 ny tenako ka nahitako gevitra maro2 io fijanonako tany ampita io. hanampy malagasy aotranàho no tanjoko hatrany, satria amiko, raha maro ny orinasa voatsangana, lasa mahawo asa ny malagasy maro (Plus il y a d'entreprises, plus on résorbera le chômage) HEVITRA BIZNA - business de plats préparés, - Bizna sakafon’ alika (croquettes...), - projets immobiliers (mividy tany dia zaraina ilay tany avy eo) - Manokatra banky Malagasy a capitaux Malgaches - mamboly Jatropha - manao yaourt (possible desormais) izay mifaninanan @ ireo yaourt efa ao dago **** BESOIN D'ASSISTANCE POUR VOTRE VISA ???? NEED TO TRAVEL and NEED a WAIVER or a VISA? contact VisaHq to assist you and increase your chances to obtain a waiver for ANY country. Click the link below: https://www.visahq.ca/?a_aid=vaff8715 **** - manao mofo (a grande échelle) - manao jus (aty ivelany izao misy jus de coco iren...