Posts

Showing posts from May, 2025

IZAHO MALAGASY FA IZAHO TSY MANAIKY LEMBENAN'IREO VAZAHA, SINOA, KARANA NA VAHINY HAFA na ao DAGO na aty ivelany!

  le brai problame a madagascar est aussi ceci: https://www.facebook.com/share/v/1ZTqrvXLzz/?mibextid=wwXIfr I RETO NO ZAVATRA FANAOKO REHEFA MISY VAHINY/VAZAHA/KARANA/SINOA Miseo MANINDRY Un Karana a Ankorondrano - Une fois, nisy Karana izay nifanenna t@ tao @ supermarche tao tana. Manao shopping tsara ao fa ni-bloquer-ny ny lalana avec son chariot. Tonga dia Notairiko hoe "excuse-me...yes YOU!!! Could you pelase move slightly on the side so I can get through!!!!". Nistambaotra ilay karana (eo @ 22-24 ans eo ho eo sady tonga dia nisaka! Avy eo, sady manao fitsiky anglisy aho (sourire anglais et hypocrite) no nataoko hoe..."Thank you, I appreciate that"! nangidy ny vavany fa ino moa no ataony 2 - vazaha au colbert Tao @ colbert tao, un matin, nisy vazaha 2 lahy, cinquantaine. Milahitra boulangerie ilay zavatra dia misy Vhv Gasy iray izay (miasa ao) nambanian'ireo vazaha ireo nolazainy hoe "ahhh mmais elle est taree hein, t'as vu". Tsy hafaka mamaly...