Ireto misy hevitra Vitsy2 tsotra nefa ,ety mahasoa antsika Malagasy. Malagasy nipetraka tany ivelany ela2 ny tenako ka nahitako gevitra maro2 io fijanonako tany ampita io. hanampy malagasy aotranàho no tanjoko hatrany, satria amiko, raha maro ny orinasa voatsangana, lasa mahawo asa ny malagasy maro (Plus il y a d'entreprises, plus on résorbera le chômage)
HEVITRA BIZNA
- business de plats préparés,
- Bizna sakafon’ alika (croquettes...),
- projets immobiliers (mividy tany dia zaraina ilay tany avy eo)
- Manokatra banky Malagasy a capitaux Malgaches
- mamboly Jatropha
- manao yaourt (possible desormais) izay mifaninanan @ ireo yaourt efa ao dago
****
BESOIN D'ASSISTANCE POUR VOTRE VISA ???? NEED TO TRAVEL and NEED a WAIVER or a VISA? contact VisaHq to assist you and increase your chances to obtain a waiver for ANY country. Click the link below:
https://www.visahq.ca/?a_aid=vaff8715
****
- manao mofo (a grande échelle)
- manao jus (aty ivelany izao misy jus de coco ireny, tsara nefa maha salama). Hevitra avy any Cote d'Ivoire:
- manokatra ecole tsara kalitao:
1. ecole ho an'ireo ankizy mbola kely miaraka @ creche manara penitra na koa
2. ecole niveau Universitaire(karazana institut privé) izay manana partenaire matanjaka any ivelany (io no argument de vente)...ohatra ny année 1-3 eto Madagasikara no atao fa année 4, makany ivelany ilay mpianatra ary mahazo diplome an'ilay Oniversité partenaire.
- manao transport : attention, je ne veux pas dire taxi brousse ou taxi-be la car le marche est deja saturé. fa kosa lignes de bus inter-regionales, confortables, secures et ayant une bonne qualite de service pour concurrencer les avions. Dans les années 2005-2006, je me souviens, il y avait une compagnie nommée MADABUS mais elle a hélas disparu (ligne Tana-Tuléar).
- importation et vente de panneaux solaires et des chauffe-eaux solaires (mety somary misy investissement kely)
- bizna savons parfumés
- Bizna shampooing
- huiles de cuisson
- bizna peinture (loko tsara kalitao)
- Construire des Locaux commerciaux dans le but de les louer a des entrepreneurs locaux
- mividy local commercial dia ampanofaina
- panneaux solaires (na kely aza aloha) pour contrer le delestage ...
- bizna manao pâtes alimentaires
- manao produits de lavages
- mivarotra equipements pour la construction (carrelages)
- equipements electromenagers
- quincaillerie vita Malagasy
- projets hôteliers
- restaurants à identité Malagasy (plats Malagasy tena izy), avec des plats typiques Malagasy uniquement (soupe tongrtromby, varanga, henkisoa sy crabe etc...), un peu comme celui ci:
- Franchise (franchising business) avec des marques étrangères
- panneaux solaires (pour produire de l'electricite) et moins dependre de la jirama
- chips confectionnes avec de la patate douce, saonjo et autres (nahita aho tany Etats-Unis fa tena mandeha any)
- Bizna mameno cartouches d'encre (mba tsy hividianana encres @ vahiny)
- Bizna manamboatra frigo, four, machines izay victime an'ity delestage
- manao HUILE D'AVOCAT
- Chips de manioc (malaza be aty Amerika)
- chips de banane (malaza be koa aty Amerika)
- mivarotra produits sans gluten (mandeha be any Amerika sy Europe de l'ouest izao)
IMPORTANT:
Torohevitra any an'ahy fa raha tia ho tafita ireo Business eto Madagascar, dia mila MIHEZAKA isika MALAGASY amin'ireot lofony ireto:
1. PAKCKAGING TSARA sy ATTRACTIFS
2. ny ingredients ampiasaina raha manaio sakafo na produits alimentaires (ohatra ny chips à base de patates douces), dia ato MAZAVA TSARA ireo ingrédients rehetra, lazaina hoe firy ny taux de sucre ohatra, firy % ny fibre alimentaire ao, ary ny tena tsara aza, IL FAUT MENTIONNER les aspects nutrifs, comme par exemple 20% de magnésium, 15% de fer, etc....
comme dqns les exqmples ci-dessous:
3. RAHA MILA vola maro ilay projet, dia metys arotra no manomboka azy, fa kosa, azo atao no mitady "ASSOCIES" (exactement comme font certains immigrés africains qui retournent en Afrique pour monter un projet...kely ny vola voahanogony tany Europe fa kosa ny fanaony, mitady associes izy dia vitany ihany ireo projets ireo). afaka mi-creer groupes sur FB (entrepreneurs mahavitrika ohatra na mpanao bizna malagasy etc).
Voici qq exemples:
exemple 2
BUSINESS CREES PAR DES AFRICAINS
Misy documentaire izao mitantara IMMIGRANTS AFRIOKANA nipetraka Europe fa niverina taty Afrika ary NAHOMBY ireo zavatra nataony! Voamay ara izy tafita niverina tany @ tnainy nohio ny hoe hijanona any France ohatra
MAZOTOA ary BON COURGAE antsika rehetra eee!!! Mila mihezaka isika rehetra ary mila mifanampy isika Malagasy!
****
BESOIN D'ASSISTANCE POUR VOTRE VISA ???? NEED TO TRAVEL and NEED a WAIVER or a VISA? contact VisaHq to assist you and increase your chances to obtain a waiver for ANY country. Click the link below:
https://www.visahq.ca/?a_aid=vaff8715
****
Comments
Post a Comment